Teny iditra | fanokana (tokana) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manokana, izany hoe mametraka amin' ny toerana miavaka Azo atokana [1.1] | |
Fivaditsoratra | fanakona, fanokana, fanonaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14 |