Teny iditra fanokoana (toko)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanatsinjarazarana zavatra ho toko maro
¶ Fandaharana vatom-panorona
¶ Fipetrahana mitakoko toa manjoretra [Rajemisa 1985]
 fizarana ho toko maromaro [SLP 1986]
Famaritana frantsay partage en plusieurs tas, partition [SLP 1986]

2009/09/09