Teny iditra fanokona (tokona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manokona, na manomana ny zavatra rehetra ilaina (vilany, rano, vary...) amin' ny fandrahoana [Rajemisa 1985]

2009/02/23