Teny iditra fanolahana (tolaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanodinana (ny varavarana amin' ny lahin-tsaviliny); familiana, famindrana, fanilihana [Rajemisa 1985]
 familiana lalana zavatra iray [SLP 1986]
Famaritana frantsay dérivation [SLP 1986]

2009/09/09