Teny iditra | 1 fanolahana |
Fototeny | 2 tolaka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fanodinana (ny varavarana amin' ny lahin-tsaviliny); familiana, famindrana, fanilihana 5 [1.13] familiana lalana zavatra iray |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.13] dérivation |
Fivaditsoratra | 7 fanalohana, fanolahana, hanalofana, hofalanana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |