|
|
|
|

Teny iditra1  fanolaka
Fototeny  2  tolaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina manolaka na mamily, mamindra, manilika amin' ny hala

Fivaditsoratra  5  falanako, fanakalo, fanaloka, fanolaka, nafolaka, nalafako

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21