Teny iditra fanolotra (olotra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba na toetran'ny zavatra manakaiky zavatra hafa [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanolotra (tolotra)
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Fomba entina manolotra: Samy hafa ny fanolotra voninkazo sy ny fanolotra sigara
¶ Azo atolotra [Rajemisa 1985]

2012/11/15