Teny iditra fanombanana (tombana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanondrotana vidin-javatra ambony mba hahazoana tombony, na dia efa andatsahana aza eo amin' ny ady varotra; faminavinàna; fanaovana ho zavatra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay évaluation
¶ fanombanana ny fisalasalana: estimation de l'incertitude
¶ vinavina fanombanana: devis estimatif [SLP 1986]

2009/09/09