Teny iditra | 1 fanombantombanana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.13.mg#63] faminavinana ny manakaiky izay tokony ho izy |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13.fr#63] estimation |
Ohatra |
5 [2.529#] Niampanga azy ho tovolahy tia vola Sahondra, ka saika hoporofoiny taminy alohan' ny hisarahany mandrakizay ny tsy mahamarina izany fanombantombanana izany. |
Fototeny | 6 tombantombana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26 |
![]() |