|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanombohana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanaovana ny fiandohan-javatra iray, fanaovana voalohany: Anio no fanombohana ny asa tanimbary
Fiandohana: Misy olona maty eo amin' ny fanombohan' ny tantara
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#720] L’action de commencer, de sceller, de tatouer, d’accuser injustement, l’instrument, le cachet, le sceau, le lieu, le motif
Fototeny  5  tomboka
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)9  fanombohana
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.1] Fanasiana marika amin' ny vy mahamay, fitetehana: Didian' ny fanjakana ve ny fanombohana ny omby?
Fototeny  12  tomboka

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11