Teny iditra fanombohana (tomboka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaovana ny fiandohan-javatra iray, fanaovana voalohany: Anio no fanombohana ny asa tanimbary
Fiandohana: Misy olona maty eo amin' ny fanombohan' ny tantara [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L’action de commencer, de sceller, de tatouer, d’accuser injustement, l’instrument, le cachet, le sceau, le lieu, le motif [1.3]
Kamban-teny 

Teny iditra fanombohana (tomboka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanasiana marika amin' ny vy mahamay, fitetehana: Didian' ny fanjakana ve ny fanombohana ny omby? [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14