Teny iditra fanomboka (tomboka)
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Fomba entina manomboka zavatra: Na inona na inona atao, amin-kafaliana no fanomboka azy lalandava
¶ Fomba na toetran'ny zavatra manomboka: Mampitaintaina ny fanomboky ny tantara
¶ Azo atomboka [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanomboka (tomboka)
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Fomba entina manomboka
¶ Azo tombohana: Tsy mba fanomboka ny alika [Rajemisa 1985]

2012/11/15