Teny iditra (1/2) | 1 fanomboka |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomba entina manomboka zavatra: Na inona na inona atao, amin-kafaliana no fanomboka azy lalandava Fomba na toetran'ny zavatra manomboka: Mampitaintaina ny fanomboky ny tantara Azo atomboka |
Fototeny | 4 tomboka |
Teny iditra (2/2) | 5 fanomboka |
Sokajin-teny | 6 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Fomba entina manomboka Azo tombohana: Tsy mba fanomboka ny alika |
Fototeny | 8 tomboka |
Fivaditsoratra | 9 fambonoka, fanomboka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |