Teny iditra fanondritana (tondritra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanatodihana; fanolahana; fitanana zaza eo anelakelaky ny lohalika roa mba hivalanany tsara: ankinina amin' ny tratra ny lohany ary somary aingaina kely ny tongony [Rajemisa 1985]

2009/02/23