| Teny iditra | 1 fanondroana |
| Fototeny | 2 tondro |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanambarana zavatra na ny misy azy amin' ny rantsantanana; fanoroana, filazana: Ny fanondroan-dRakoto an' ireo iray tetika taminy no nampihena ny saziny
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|