Teny iditra fanondrotana (sondrotra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fampakarana na fanaingana ho ambony: Fanondrotana trano. / Fanondrotana karama [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L’action d’élever, de promouvoir, le motif [1.3]
Ohatra 
1Moss, lehilahy ambony fahaizany, sady nikely aina fatratra tamin' ny fanondrotana ny Tanora Malagasy. [2.649]
2Tsy misy fanondrotana grady aoriam-paharesena hoy, hono, izy nivatravatra, toy ny fanaony isan' andro ihany Izany rehetra izany no atao hoe sahan' adin' i Madagasikara. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08