Teny iditra | fanondrotana (sondrotra) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fampakarana na fanaingana ho ambony: Fanondrotana trano. / Fanondrotana karama [1.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | L’action d’élever, de promouvoir, le motif [1.3] | ||||
Ohatra |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08 |