Teny iditra | 1 fanonerana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Famerenana, fanoloana. fanefana: Aza hadinoinao ny fanonerana ny zavatr' olona narianao Fampifandanjana ny azo amin' ny very: Tsy ampy ho fanonerana ny fatiantoko ny tombombarotra azo raha hamidiko latsaky ny roanjato ariary ny sezo tsirairay |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#468, 1.13] compensation 5 [1.3#468] la restitution, le dédommagement, la réparation, la satisfaction |
Ohatra |
6 [2.588#] Efa nanao fanonerana Ingahy Radaniela sy ireo Zanakantitra tariny tao Atsimonivato; 7 [1.384#] Fampidirana ny feni-kevitra momba ny fanonerana mitovy ao anatin' ny sata fanatsarana ny entana nafarana. |
Fototeny | 8 onitra |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 10 faneronana, fanonerana, fanorenana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |