|
|
|
|

Teny iditra1  fanonerana
Fototeny  2  onitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Famerenana, fanoloana. fanefana: Aza hadinoinao ny fanonerana ny zavatr' olona narianao
Fampifandanjana ny azo amin' ny very: Tsy ampy ho fanonerana ny fatiantoko ny tombombarotra azo raha hamidiko latsaky ny roanjato ariary ny sezo tsirairay [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  compensation [1.3#468, 1.13]
6  la restitution, le dédommagement, la réparation, la satisfaction [1.3#468]
Ohatra  7  Efa nanao fanonerana Ingahy Radaniela sy ireo Zanakantitra tariny tao Atsimonivato; [2.588#]
8  Fampidirana ny feni-kevitra momba ny fanonerana mitovy ao anatin' ny sata fanatsarana ny entana nafarana. [1.384#]
Kamban-teny rehetra 

Fivaditsoratra  10 faneronana, 11 fanonerana, 12 fanorenana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12