Teny iditra | fanonganam-panjakana | |
Singan-teny | fanongana ; fanjakana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | Coup d'état [1.5] | |
Ohatra | tsy mankasitraka fanonganam-panjakana i Alemaina na inona na inona antony
[4.57] | |
Voambolana | Pôlitika | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/09 |