Teny iditra fanongona (songona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manongona, mihoatra ny hafa [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra fisongona

Teny iditra fanongona (songona)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo songonana [Rajemisa 1985]

2010/01/09