Teny iditra fanongotana (ongotra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanalana hatramin' ny fakany, fanatsoahana tanteraka [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay arrachement [SLP 1986]

Teny iditra fanongotana
Sokajin-teny anarana
Fandikana frantsay extracteur [SLP 1986]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31