Teny iditra fanongotra (ongotra)
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Fomba entina manongotra, manala hatramin' ny fakany, manatsoaka tanteraka
¶ Azo ongotana, tokony hongotana: Fanongotra dieny mbola kely ny fahazaran-dratsy [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanongotra (tongotra)
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Fomba entina manongotra, izany hoe mandray amin' ny tongotra
¶ Azo tongorana, raisina amin' ny tongotra [Rajemisa 1985]

2012/11/15