|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanongotra
Fototeny  2  ongotra
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina manongotra, manala hatramin' ny fakany, manatsoaka tanteraka
Azo ongotana, tokony hongotana: Fanongotra dieny mbola kely ny fahazaran-dratsy

Teny iditra (2/2)5  fanongotra
Fototeny  6  tongotra
Sokajin-teny  7  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Fomba entina manongotra, izany hoe mandray amin' ny tongotra
Azo tongorana, raisina amin' ny tongotra

Fivaditsoratra  9  fanongotra, fonongatra, nafongatro, nafongotra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20