Teny iditra fanonja (onja)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny rano manonja, izany hoe misy alon-drano mitopatopa: Matahotra ny fanonjan' ny rano izy ka tsy sahy mitaingin-dakana [1.1]
Haiendriteny 
Tsotra : fanonja, fanonjako, fanonjanao, fanonjany, fanonjantsika, fanonjanay, fanonjanareo, fanonjan', fanonjan-, fanonjam-
Tovonana : -panonja, -panonjako, -panonjanao, -panonjany, -panonjantsika, -panonjanay, -panonjanareo, -panonjan', -panonjan-, -panonjam-

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20