Teny iditra | fanononana (tonona) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Famoahana amin' ny feo: Tsy hainao ny fanononana ny s ¶ Filazana (anarana): Vao tafapetraka ny mpianatra, dia natomboky ny mpampianatra ny fanononana anarana [Rajemisa 1985] | |
Fandikana frantsay | prononciation, articulation [Rajaonarimanana 1995] | |
Ohatra | Ireo anarana malaza ao dia anarana babyloniana nihasimba ny fanononana azy; [Randzavola: Baiboly, takila 34] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |