|
|
|
|

Teny iditra1  fanononana
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  tonona
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Famoahana amin' ny feo: Tsy hainao ny fanononana ny s
Filazana (anarana): Vao tafapetraka ny mpianatra, dia natomboky ny mpampianatra ny fanononana anarana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.5] prononciation, articulation
Ohatra  6  [1.38] Ireo anarana malaza ao dia anarana babyloniana nihasimba ny fanononana azy;

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12