|
|
|
|

Teny iditra1  fanontana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanjerana: Fanontana kanonta
Fanaovana printy boky na gazety: Trano fanontana boky
Fampidirana anaty lasitra: Fanontam-biriky
Fanontam-bola
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [Rel. s. from manonta (tonta).] A press, a printing press. The word presy is more frequently used now.
5  [1.7] printing
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] action d'imprimer
7  [1.13] édition
Ohatra  8  [2.366#] Dia ny fanontana azy hisy soratra.
9  [2.356#] Teo amin' ny fanontana no tsy mbola nisy ny "ronéo» fa "páte à modeler» no nisarihana azy.
Fototeny  10  tonta
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  13  fanantona, fanontana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21