Teny iditra fanopazana (topy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandefasana, fanatodihana ny maso mba hijery kely miserana: Fanopaza-maso indray mandeha monja amin' ireto zaza fadiranovana ireto no angatahiko aminao [Rajemisa 1985]

2009/02/23