Teny iditra | 1 fanopazana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 topy |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fandefasana, fanatodihana ny maso mba hijery kely miserana: Fanopaza-maso indray mandeha monja amin' ireto zaza fadiranovana ireto no angatahiko aminao |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |