Teny iditra fanorika (tsorika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra mikoriana: Ny fanoriky ny ranomasony nanaraka ny takolany no nampahonena ahy [Rajemisa 1985]

2009/02/23