Teny iditra fanoro (doro)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy zaka mety mirehitra [SLP 1986]
Fanazavàna teny frantsay combustible [SLP 1986]
Mpitovy hevitra fandoro

Teny iditra fanoro (toro)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manoro
¶ Azo atoro [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanoro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavamaniry fanao sesi-kidoro ny voniny ary fampandoavana ny raviny (Gomphocarpus fructicosus) [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo, Merina] (de toro : indication, action de révéler, de montrer quelque chose). Gomphocarpus fruticosus (L.) W.T. Aiton et Gomphocarpus cornutus Decne. (Apocynaceae). Voir fanory. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Gomphocarpus cornutus, Gomphocarpus fruticosus

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31