|
|
|
|

Teny iditra1  fanorobona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Toetra na fomban' ny zavamaniry mandrobona na maniry tsara miroborobo: Mahafaly ny mpamboly ny mahita ny fanorobon' ny voliny
Fototeny  4  robona
Tovy hevitra  5  fandrobona

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11