Teny iditra (1/2) | 1 fanosehana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fandronjenana mba hivoaka amin' ny faritra iray mamotraka, fandroahana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#734] L’action de pousser, de chasser de la caste, le temps, l’instrument la viande que l'on mange avec le riz (elle pousse le riz, aide à le manger) |
Ohatra |
5 [2.499#] Ny impiton' ny fanosehana kosa dia ny tenako no nanaovako fanandramana. 6 [2.588#] ho fandevonana ny havandra sy ho fanosehana azy ho any amin' ny tany tsy misy vary. |
Fototeny | 7 tosika |
Teny iditra (2/2) | 8 fanosehana |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.1] Vy na varahina, miendrika kaopy bitika kely, isisihan' ny fanondro ka entina manosika ny fanjaitra mba tsy hampaharary ny fanondro Laoka; izay rehetra entina manosika ny sakafo |
Fanazavàna teny anglisy |
11 [1.2] A thimble. See lede 12 [1.7] a thimble |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.3#734, 1.8] dé à coudre |
Ohatra |
14 [1.107#77] Ao ho ao an-joron-databatra ny fanosehana (Le dé est par là dans un coin de la table) |
Voambolana |
15 Toe-karena: zaitra |
Fototeny | 16 tosika |
Fivaditsoratra | 17 fanosehana, nosefahana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |