Teny iditra fanosehana (tosika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandronjenana mba hivoaka amin' ny faritra iray mamotraka, fandroahana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L’action de pousser, de chasser de la caste, le temps, l’instrument
La viande que l'on mange avec le riz (elle pousse le riz, aide à le manger) [1.3]
Ohatra 
1Ny impiton' ny fanosehana kosa dia ny tenako no nanaovako fanandramana. [2.499]
2ho fandevonana ny havandra sy ho fanosehana azy ho any amin' ny tany tsy misy vary. [2.588]

Teny iditra fanosehana (tosika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vy na varahina, miendrika kaopy bitika kely, isisihan' ny fanondro ka entina manosika ny fanjaitra mba tsy hampaharary ny fanondro
(fiteny tsy mihaja) Laoka; izay rehetra entina manosika ny sakafo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A thimble. See lede [1.2]
 A thimble [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Dé à coudre [1.3, 1.8]
Ohatra Ao ho ao an-joron-databatra ny fanosehana (Le dé est par là dans un coin de la table) [1.107]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/22