Teny iditra (1/2) | 1 fanota |
Fototeny | 2 ota |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba entina manota |
Teny iditra (2/2) | 5 fanota |
Fototeny | 6 ota |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Tsinin-javatra kely mahatonga ny tenany manontolo ho ratsy |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.2] [Root ota (?).] An odd number, an extra number, that which is not numbered among any class. |
Tovy hevitra | 10 fanotany |
Fivaditsoratra | 11 afanto, afonta, afotan, atafon, fanato, fanota, fotana, nafato, nafota, natafo, tafoan, tafona, tonafa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/10 |