Teny iditra | fanotikotika (kotikotika) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fitambolimbolina, fitangolingolika: Tsy laitrako izany fanotikotiky ny kiboko [1.1] | |
Teny iditra | fanotikotika (kotikotika) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fandrovitra (zavatra) [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |