Teny iditra fanoto (toto)
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Fomba entina manoto: Ny fanoton' ny omby
¶ Azo totoina: Ny tsaramaso tsy mba fanoto [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanoto (toto)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitaovana entina mamotipotika zavatra na mikosika ny vary akotry hialan' ny hodiny ao anaty laona: Hazo boribory lovoiava mazàna ny fonoto [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy A pestle, a rammer
¶ an iron crow-bar. [Richardson 1885]
 pestle [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay pilon [Hallanger 1974]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2012/11/15