Teny iditra (1/2) | 1 fanoto |
Fototeny | 2 toto |
Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba entina manoto: Ny fanoton' ny omby Azo totoina: Ny tsaramaso tsy mba fanoto |
Teny iditra (2/2) | 5 fanoto |
Fototeny | 6 toto |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Fitaovana entina mamotipotika zavatra na mikosika ny vary akotry hialan' ny hodiny ao anaty laona: Hazo boribory lovoiava mazàna ny fonoto |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.2] A pestle, a rammer an iron crow-bar. 10 [1.7] pestle |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.8] pilon |
Voambolana |
12 Fitaovam-piasana |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny fanoto io |
Fivaditsoratra | 17 fanoto, fatono, fotano, fotoan, fotona, nafoto, natofo, tafono, tofona |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |