Teny iditra fanototra (tototra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manototra, izany hoe mameno tany lavaka; mandelika [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanototra (tototra)
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Fomba entina manototra, na mameno, manafotra
¶ Azo totofana [Rajemisa 1985]

2012/11/15