|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanototra
Fototeny  2  tototra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1#274] Fomba entina manototra, izany hoe mameno tany lavaka; mandelika
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#738] Ce qu’on peut combler, la manière de couvrir

Teny iditra (2/2)6  fanototra
Fototeny  7  totòtra
Sokajin-teny  8  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.1#274] manafotra
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.3#738] Ce qu’on peut secouer, manière de secouer les fils

Fivaditsoratra  11  fanototra, nafatotro, nafototra, natofotra

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/24