Teny iditra fanoty (oty)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Azo sarahina nono: Zaza tsy mbola fanoty io fa kely loatra [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanoty (oty)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manoty, na mampisara-nono [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanoty (oty)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] (de oty : action de sevrer un enfant) Popowia pilosa Baill. (Annonaceae). Les fruits aromatiques servent à préparer une infusion qu'on administre aux enfants au moment où l'on doit les sevrer, cesser de leur faire prendre le lait de leur mère. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Popowia pilosa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31