Teny iditra fanovilono
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tsimihety] Bibikely mifono tapak' ahitra miaina sy miriaria any anaty rano ka mahafaty ny omby raha sendra voateliny [Rajemisa 1985]
Voambolana 

2009/09/01