Teny iditra fantakania
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sakalava] Enti-milaza ny tandrok' ombalahy raha fohy sady mijoro mahitsy [Rajemisa 1985]
Mpanahaka  Bikan' ny tandrok'omby

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31