Teny iditra fantara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Kintana mifindra [1.78]
 Tainkintana
Zavatra mangatsiaka be milatsaka avy eny amin' ny habakabaka
Fanozonan' ny ray aman-dreny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A meteor supposed to fall from the atmosphere and prove fatal to those on whom it descends. Comp. tainkintana. [1.2]
 A falling star [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Météore, étoile filante [1.8]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11