Teny iditra | fantsika vazimba loha | |
Singan-teny | fantsika ; vazimba ; loha | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fantsika mifaraingo na miforitra ny lohany [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Nails with two-sided heads. See vazimba. [1.2] | |
Tovy hevitra | fantsika tailan-doha | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/04 |