Teny iditra fantsom-boa
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fantsona avy any amin'ny voa mankany amin'ny tatavia -- fantson' amany miala avy eo amin' ny tatavia mankany ivelany [misy fifanoherana eto] [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Conduit urinaire -- urètre [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra fantson' amany ambany

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31