Teny iditra (1/5) | 1 fany |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Taisaka]
fanao, zava-panao azo atao, fanao |
Teny iditra (2/5) | 4 fany |
Sokajin-teny | 5 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
6 [1.1] Jereo fano |
Fanazavàna teny anglisy |
7 [1.2] a river turtle. Same as fano |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.3] voyez fano |
Voambolana |
9 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
Teny iditra (3/5) | 10 fany |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
12 [1.2] a tree a fruit used in the sikidy divination. |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.19] [Tankarana]
nom d'une espèce d'arbre ; ses graines qui servent à la divination par le sikidy ; la divination elle-même. (volatsara). |
Voambolana |
14 Haizavamaniry: hazo 15 Fivavahana, finoana |
Tovy hevitra | 16 fano |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (4/5) | 18 fany |
Sokajin-teny | 19 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
20 [1.196] (1) (même origine que fano) Nom donné à plusieurs petits arbres, faciles à multiplier, surtout : Entada chrysostachys (Benth.) Drake (Fabaceae) [Merina] 21 [Betsileo] Entada abyssinica Steud. Ex A. Rich. (Fabaceae). [Sakalava] Cassia anthoxantha Capuron (Fabaceae) [Bara] |
Voambolana |
22 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (5/5) | 25 fany |
Sokajin-teny | 26 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
27 [1.196] [Sakalava]
Paullinia pinnata L. (Sapindaceae). Liane à propriétés ocytociques ; abortif. |
Voambolana |
28 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 30 afin, fany, fian~, fina, fi~na, nafi |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |