Teny iditra Farafangana (fara, fangana)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Ohatra Tsinjoko manjavozavo tany ho any i Mananjary, Manakara sy Farafangana. [Andriamalala: Ranomasina, takila 35]
Haianarantany fara, fangana

2013/10/26