Teny iditra | 1 Farafangana |
Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Ohatra |
3 [2.471] Tsinjoko manjavozavo tany ho any i Mananjary, Manakara sy Farafangana. |
Voambolana |
4 Haitoetany: tanàna |
Singan-teny | 5 fara, fangana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/25 |
![]() |